FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/03 p. 7
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
km 3/03 p. 7

Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Amin’ny Alarobia 16 Aprily ny fankalazana ny Fahatsiarovana amin’ity taona ity. Tokony hijery akaiky ireto raharaha manaraka ireto ny anti-panahy:

◼ Rehefa manapaka ny amin’ny oran’ilay fivoriana, dia ataovy azo antoka fa tsy hampandalovina ny mofo sy ny divay raha tsy aorian’ny filentehan’ny masoandro.

◼ Tokony hampahafantarina ny rehetra, anisan’izany ny mpandahateny, ny ora sy ny toerana marina hanaovana ilay fankalazana.

◼ Tokony hokarakaraina sy hatao vonona ilay karaza-mofo sy divay ilaina.​—Jereo Ny Tilikambo Fiambenana 15 Febroary 2003, pejy faha-15, fehintsoratra faha-17.

◼ Tokony hoentina sy halamina mialoha any amin’ilay toeram-pivoriana ny lovia sy ny vera ary ny latabatra sy lamban-databatra mety amin’ilay fotoana.

◼ Tokony hodiovina tsara mialoha ny Efitrano Fanjakana, na izay toerana hafa hanaovana ilay fivoriana.

◼ Tokony hofantenana sy homena toromarika mialoha momba ny andraikiny sy izay tokony hataony, ireo mpikarakara ny mpanatrika sy mpanolotra ny mofo sy ny divay. Tokony ho mendrika koa ny fitafiana sy ny fisehoana ankapoben’izy ireo.

◼ Tokony hifandamina tsara ireo fiangonana, raha fankalazana mihoatra ny iray no hatao ao amin’ny Efitrano Fanjakana iray ihany. Amin’izay ny olona dia tsy hitangorona ao amin’ny Efitrano na eny amin’ny lalantsara sy ny sisin-dalana, na koa eny amin’ny sisin’arabe sy ny parking. Tsara kokoa raha atao mielanelana 45 minitra ny fankalazana tsirairay.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara