Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Jona
“Maro ankehitriny ny olona mahatsiaro ho manirery. Mahatsiaro ho tafasaraka amin’ny olon-kafa izy ireo. Ekenao ve fa tena mampijaly izany? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Salamo 25:16.] Manome torohevitra azo ampiharina mba hiadiana amin’ny fahatsapana ho manirery ity Mifohaza! ity.”