Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Nov.
“Misy fahasamihafana be eo amin’ny manankarena sy ny mahantra, eran-tany. Inona no vahaolana tsara indrindra amin’ny fahantrana, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 6:9, 10.] Afaka matoky isika fa hanafoana izany fahasamihafana izany ny Fanjakan’Andriamanitra. Manazava an’izany ity gazety ity.”