Fampandrenesana
◼ Novambra: Bokikely Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Raha misy ankizy ao amin’ilay trano, dia azo atolotra Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly, na ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Febroary: Ny boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?
◼ Zavatra vaovao misy:
Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina (lf) anglisy, frantsay, malagasy
Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany (jr) anglisy, frantsay, malagasy
Nampiseho ny Finoany ny Vavolombelon’i Jehovah—Fizarana Voalohany: Niala Tamin’ny Haizina—DVD (dvfa1—DVA) frantsay
Nampiseho ny Finoany ny Vavolombelon’i Jehovah—Fizarana Voalohany: Niala Tamin’ny Haizina—DVD (dvfa1—DVC) malagasy
Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (lc) anglisy, frantsay, malagasy