Fampandrenesana
◼ Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana. Aprily: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, rehefa mitsidika olona liana. Anisan’izany ireo nanatrika Fahatsiarovana na fivoriana na fivoriambe.
◼ Izao no lahateny hataon’ny mpiandraikitra ny faritra, manomboka amin’ny Febroary: “Afaka Manova ny Fiainanao ny Fahamarinana.”