FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/12 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 1/12 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona, nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy. Febroary: Boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na bokikely Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay? Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona, nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy. Aprily: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Omeo an’ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? izay liana. Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, indrindra rehefa mitsidika olona liana. Anisan’izany ireo nanatrika Fahatsiarovana na fandaharana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana.

◼ Izao no lahateny ho an’ny besinimaro hataon’ny mpiandraikitra ny faritra, manomboka amin’ny Febroary: “Mitoky Amin’i Jehovah ve Ianao?”

◼ Hisy lahatsoratra hoe “Andao Hianatra Baiboly!” ao amin’ny Tilikambo Fiambenana ho an’ny besinimaro, manomboka amin’ny 1 Febroary 2012. Natao ho an’ny ray aman-dreny manan-janaka telo taona no ho midina izy io, ary hifandimby amin’ireto lahatsoratra ireto: “Ampianaro ny Zanakao” sy ilay hoe “Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara