FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/12 p. 4
  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 9/12 p. 4

Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tena niavaka ny volana Aprily! Mampahery ny mahalala fa 3 704 ny mpisava lalana maharitra, ary tampon’isa vaovao izany. Sambany ny isan’ny mpitory vao nihoatra ny 26 000 satria nahatratra 26 165. Teo koa ny kilasy voalohany amin’ny Sekolin’ny Mpiandraikitra Mpitety Faritany sy ny Vadiny. Hanomboka amin’ity volana ity ny kilasy faharoa. Misaotra anareo mampanakoako ny fiderana an’i Jehovah!

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara