Fampandrenesana
◼ Septambra sy Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Novambra sy Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny iray amin’ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?, ary Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly.
◼ Hatao ny herinandron’ny 6 Aprily ny lahateny manokana amin’ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana 2015. Holazaina any aoriana ny lohateniny. Hanao an’ilay lahateny manokana ny herinandro manaraka an’io, ireo fiangonana hotsidihin’ny mpiandraikitra ny faritra na hanatrika fivoriambe amin’ny faran’io herinandro io. Tsy tokony hatao alohan’ny 6 Aprily io lahateny io.
◼ Izao no lahatenin’ny mpiandraikitra ny faritra, manomboka amin’ity Septambra ity: “Mahasoa Antsika ny Fahendren’Andriamanitra.”