FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Janoary p. 5
  • 18-24 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Janoary p. 5

18-24 Janoary

Ezra 1-5

  • Hira 85 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mitana ny Teny Nataony i Jehovah”: (10 min.)[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Ezra.]

    • Ezr 3:1-6: Tanteraka foana ny faminaniana lazain’i Jehovah (w06 15/1 19 § 2)

    • Ezr 5:1-7: Afaka manova ny zava-misy i Jehovah mba hanampiana ny vahoakany (w06 15/1 19 § 4; w86 15/4 9 § 5; w86 1/5 29, efajoro)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezr 1:3-6: Nahoana no tsy voatery hoe tsy ampy finoana ireo Israelita tsy niverina tany an-tanindrazany? (w06 15/1 17 §5; 19 § 1)

    • Ezr 4:1-3: Nahoana ny Israelita no tsy nanaiky hampiana tamin’io? (w06 15/1 19 § 3)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ezr 3:10–4:7 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ilay lahatsoratra any amin’ny pejy farany, amin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay lahatsoratra any amin’ny pejy farany, tamin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina, toko 2, fehintsoratra 6-8.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 40

  • ‘Homena Anareo Izany Rehetra Izany’: (5 min.) Lahateny miorina amin’ny Matio 6:33 sy Lioka 12:22-24. Nampanantena i Jehovah fa hikarakara an’izay ilaintsika andavanandro, raha ataontsika loha laharana ilay Fanjakana. Asao ny mpitory hitantara an’izay zavatra hitany na niainany, ka tena nahatsapany an’izany.

  • Mitana ny Teninao ve Ianao?: (10 min.) Fiaraha-midinika. (w14 15/3 30-32)

  • Fianarana Baiboly: ia toko 7 § 1-14 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 41 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara