FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Mey p. 7
  • 30 Mey–5 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Mey–5 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Mey p. 7

30 Mey–5 Jona

SALAMO 26-33

  • Hira 23 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mangataha Herim-po Amin’i Jehovah”: (10 min.)

    • Sl 27:1-3: Hanana herim-po isika raha mieritreritra hoe i Jehovah no mitarika antsika (w12 15/7 22-23 § 3-6)

    • Sl 27:4: Hanana herim-po isika raha tia ny fivavahana marina (w12 15/7 24 § 7)

    • Sl 27:10: Vonona hanampy ny mpanompony i Jehovah, na dia tsy misy miraharaha aza izy ireo (w12 15/7 24 § 9-10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 26:6: Inona no dikan’ny hoe ‘mandeha manodidina’ ny alitaran’i Jehovah, hoatran’ny nataon’i Davida? (w06 15/5 19 § 12)

    • Sl 32:8: Manampy antsika mba ho lalin-tsaina i Jehovah. Inona ny soa azontsika avy amin’izany? (w09 1/6 5 § 3)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 32:1–33:8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) kt: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ampirisiho hianatra Baiboly ny olona fanateranao gazety, ka asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?, ao amin’ny JW Library.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 9: Asehoy vetivety an’ilay mpianatra hoe ahoana no ampiasana ny JW Library rehefa hanomana fivoriana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 130

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 112-113; 135-136), ka asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 16 § 16-29, efajoro hoe “Faminaniana Tanteraka”, ary famerenana

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 16 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara