FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jolay p. 2
  • 4-10 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jolay p. 2

4-10 Jolay

SALAMO 60-68

  • Hira 104 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Derao i Jehovah, Ilay Mpihaino Vavaka”: (10 min.)

    • Sl 61:1, 8: Resaho amin’i Jehovah amin’ny vavaka ny voady nataonao taminy (w99 15/9 9 § 1-4)

    • Sl 62:8: Matokia an’i Jehovah ka resaho aminy daholo izay ao am-ponao (w15 15/4 25-26 § 6-9)

    • Sl 65:1, 2: Mihaino ny vavaky ny olona tena mitady azy i Jehovah (w15 15/4 22 § 13-14; w10 15/4 5 § 10; it “Vavaka”: “Iza no henoin’Andriamanitra?” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 63:3: Maneho hatsaram-panahy feno fitiavana i Jehovah. Nahoana izany no tsara noho ny aina? (w06 1/6 11 § 7)

    • Sl 68:18: Iza ireo ‘lehilahy natao fanomezana’? (w06 1/6 10 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 63:1–64:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • “Hahavita Hanompo Bebe Kokoa Ianao Raha Manana Fiainana Tsotra Foana”: (15 min.) Iaraho midinika aloha ilay lahatsoratra. Alefaso avy eo ilay video ao amin’ny Tele JW hoe Nanatsotra ny Fiainanay Izahay. (Jereo eo amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > FIANAKAVIANA.) Iaraho midinika vetivety ilay video. Ampirisiho ny rehetra mba handinika hoe ahoana no azony anatsorana ny fiainany mba hanompoana bebe kokoa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 19 § 1-16

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 88 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara