FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Septambra p. 4
  • 12-18 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Septambra p. 4

12-18 Septambra

SALAMO 120-134

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”: (10 min.)

    • Sl 121:1, 2: Mendri-pitokisana i Jehovah satria izy no namorona ny zava-drehetra (w04 15/12 12 § 3)

    • Sl 121:3, 4: Fantatr’i Jehovah izay ilain’ny mpanompony (w04 15/12 12 § 4)

    • Sl 121:5-8: Miaro ny vahoakany foana i Jehovah (w04 15/12 13 § 5-7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 123:2: Inona no dikan’ilay hoe “mibanjina” ny tanan’ny tompony ny mpanompo? (w06 1/9 15 § 4)

    • Sl 133:1-3: Inona no anisan’ny lesona azo tsoahana avy amin’io salamo io? (w06 1/9 16 § 3)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 127:1–129:8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.5 matoan-dahatsoratra: Tezitra be ilay olona itoriana.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.5 matoan-dahatsoratra: Asao hivory ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 8 § 6: Ampio ilay mpianatra hampihatra izay ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 114

  • Nahavita Be Tamiko i Jehovah: (15 min.) Alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe Nahavita Be Tamiko i Jehovah. (Jereo ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY > NY ATAONAY > MAMPIHATRA NY BAIBOLY.) Fanontaniana: Ahoana no nanampian’i Jehovah an’i Crystal? Nandrisika azy hanao inona izany? Inona no ataony rehefa kivikivy izy? Inona no azonao ianarana avy aminy?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia Teny Famaranana § 1-13

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 119 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara