FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Oktobra p. 4
  • 17-23 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Oktobra p. 4

17-23 Oktobra

OHABOLANA 12-16

  • Hira 69 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsara Noho ny Volamena ny Fahendrena”: (10 min.)

    • Oh 16:16, 17: Mianatra sy mampihatra ny Tenin’Andriamanitra ny olona hendry (w07 15/7 8)

    • Oh 16:18, 19: Tsy mirehareha na mieboebo ny olona hendry (w07 15/7 8-9)

    • Oh 16:20-24: Milaza zavatra hahasoa ny hafa ny olona hendry (w07 15/7 9-10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 15:15: Inona no hanampy antsika ho faly kokoa eo amin’ny fiainana? (g 11/13 16)

    • Oh 16:4: Nahoana i Jehovah no afaka mampiasa ny ratsy fanahy mba “hanatanterahana ny fikasany”? (w07 15/5 18-19)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 15:18–16:6

FAMPIOFANANA AMIN’​NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jn 11:11-14: Ampianaro ny Tena Marina. Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ge 3:1-6; Ro 5:12: Ampianaro ny Tena Marina. Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 191 § 18-19: Asao hivory andavanandro sy amin’ny faran’ny herinandro ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 117

  • “Tianao ho Tsara ve ny Valin-teninao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Omano ny Valin-teninao. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Anontanio izy ireo hoe: Inona ny zavatra efatra tokony hatao raha te hanomana valin-teny? Nahoana isika no tsy tokony halahelo na dia tsy voatondro aza?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 2 § 23-34

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara