FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Oktobra p. 7
  • 31 Oktobra–6 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 31 Oktobra–6 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Oktobra p. 7

31 Oktobra–6 Novambra

OHABOLANA 22-26

  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Zaro Amin’izay Lalana Tokony Halehany ny Zaza”: (10 min.)

    • Oh 22:6; 23:24, 25: Azo inoana kokoa hoe ho sambatra sy ho afa-po ary hahay handray andraikitra ny zanakao rehefa lehibe, raha manaraka ny torohevitry ny Baiboly ianao rehefa mitaiza azy (w08 1/4 16; w07 1/6 31)

    • Oh 22:15; 23:13, 14: Entina ilazana ny famaizana, fananarana, fifehezana, ary kapoka ny hoe “tsorakazo” (w97 15/10 32; it “Tehina, Tsorakazo”: “Fahefan’ny ray aman-dreny”)

    • Oh 23:22: Mahasoa ny ankizy efa lehibe ny torohevitra feno fahendrena avy amin’ny ray aman-dreniny (w04 15/6 14 § 1-3; w00 15/6 21 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 24:16: Nahoana io andininy io no manampy antsika haharitra amin’ilay hazakazaka hahazoana fiainana? (w13 15/3 4-5 § 5-8)

    • Oh 24:27: Inona no dikan’io ohabolana io? (w09 15/10 12 § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 22:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ny karatra jw.org: Fitoriana tsy ara-potoana.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Resaho ilay karatra jw.org: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 179-181 § 18-19

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • • Hira 101

  • “Mampiasa Tsara An’ilay Karatra JW.ORG ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory mba hitondra karatra jw.org vitsivitsy, na aiza na aiza alehany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 3 § 1-12, sy “Fizarana 1: Ny Marina Momba ilay Fanjakana—Lasa Nahalala Tsikelikely Momba ilay Fanjakana Isika”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 146 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ilay hira vaovao, izay vao atao ilay hira.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara