FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Janoary p. 7
  • 30 Janoary–5 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Janoary–5 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Janoary p. 7

30 Janoary–5 Febroary

ISAIA 43-46

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Andriamanitra Mpanatanteraka Faminaniana i Jehovah”: (10 min.)

    • Is 44:26-28: Naminany i Jehovah fa haorina indray i Jerosalema sy ny tempoly, ary i Kyrosy no handresy an’i Babylona (ip-2 71-72 § 22-23)

    • Is 45:1, 2: Nolazain’i Jehovah tamin’ny an-tsipiriany ny fomba handresena an’i Babylona (ip-2 77-78 § 4-6)

    • Is 45:3-6: Noresahin’i Jehovah ny antony nampiasany an’i Kyrosy mba handresena an’i Babylona (ip-2 79-80 § 8-10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 43:10-12: Nahoana no azo lazaina hoe vavolombelon’i Jehovah ny firenen’Israely? (w14 15/11 21-22 § 14-16)

    • Is 43:25: Inona no tena mahatonga an’i Jehovah hikosoka ny fahadisoantsika? (ip-2 60 § 24)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 46:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) lc: Mitory tsy ara-potoana amin’ny mpiara-miasa na mpiara-mianatra.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lc: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 143

  • Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video. Fanontaniana: Ahoana no azo ampiasana an’io video io rehefa mitory tsy ara-potoana, ampahibemaso, ary isan-trano? Tantarao izay nahafinaritra anao tamin’ianao nampiasa azy io.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 7 § 19-23 sy ny efajoro hoe “JW.ORG”, ny tabilao hoe “Inona avy no Efa Nataontsika mba Hitoriana Amin’ny Olona Be dia Be?”, ary ny efajoro hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 103 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara