FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 3
  • 13-19 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 3

13-19 Martsa

JEREMIA 5-7

  • Hira 66 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Nanao ny Sitrapon’i Jehovah Intsony Izy Ireo”: (10 min.)

    • Je 6:13-15: Nahariharin’i Jeremia ny fahotan’ilay firenena (w88 1/7 11-12 § 7-8)

    • Je 7:1-7: Nanao izay azony natao i Jehovah mba hanampiana azy ireo hibebaka (w88 1/7 12 § 9-10)

    • Je 7:8-15: Nieritreritra ny Israelita hoe tsy hanao zavatra i Jehovah (jr 21 § 12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 6:16: Inona no nasain’i Jehovah nataon’ny vahoakany? (w05 1/11 23 § 11)

    • Je 6:22, 23: Nahoana no azo lazaina hoe hisy vahoaka ho “tonga avy any amin’ilay tany any avaratra”? (w88 1/7 13 § 15)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 5:26–6:5

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-36: Iaraho midinika ny “Fanontaniana Hosaintsainina.” Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 1: Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 125

  • “Ahoana no Ampiasana ny Bokikely Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?”: (15 min.) Iaraho midinika mandritra ny dimy minitra aloha ilay lahatsoratra. Alefaso avy eo ilay video mampiseho ny fomba azo ampiasana ny lesona 8 amin’ilay bokikely, ary iaraho midinika. Ampirisiho ny mpitory hampiasa an’ilay bokikely isaky ny mampianatra Baiboly.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 9 § 16-21 sy ny efajoro hoe “Voa Bitika Kely Roa Lasa Hazo Be” ary ny hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 10 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara