HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 8-11
Mila ny Tari-dalan’i Jehovah ny Olona Raha Te Hahomby
Tsy manan-jo hifampitondra ny olona, sady tsy ho tafavoaka mihitsy raha manao izany
Tsy nitady an’i Jehovah ny mpitarika teo amin’ny Israely, ka niparitaka ny vahoaka
Niadana sy sambatra ary tsy nanana ahiahy izay nanaiky hotarihin’i Jehovah