FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Mey p. 8
  • Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Mikarakara ny Efitrano Fanjakana Daholo Isika
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Hajao ny Trano Fivavahantsika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Fandaharana Momba ny Toeram-pivavahana
    Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
  • Hikojakojana Efitrano Fanjakana
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Mey p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika

Fomba azo andraisana anjara amin’ny fikojakojana Efitrano Fanjakana: Mandoko, mametaka karipetra, mametaka prizy, ary manome vola

Tsy trano tsotra fotsiny ny Efitrano Fanjakana, fa toeram-pivavahana notokanana ho an’i Jehovah. Inona no azontsika tsirairay atao mba hikarakarana ny Efitrano Fanjakana? Jereo ilay video hoe Karakarao Tsara ny Toeram-pivavahantsika ary valio ireto:

  1. Inona no ilana ny Efitrano Fanjakana?

  2. Nahoana isika no tokony hanadio sy hikojakoja tsara foana ny Efitrano Fanjakana?

  3. Iza no miandraikitra ny fikojakojana ny Efitrano Fanjakana?

  4. Nahoana no zava-dehibe ny aro loza? Inona avy ny ohatra momba ny aro loza hitanao tao amin’ilay video?

  5. Nahoana ny fanomezana ataontsika no manome voninahitra an’i Jehovah?

MIERITRERITRA NY HANDRAY ANJARA AMIN’IRETO AHO:

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara