HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 39-41
Inona no Ianaranao avy Amin’ny Fahitan’i Ezekiela Momba ny Tempoly?
Mampahatsiahy antsika ireo efitra fiambenana sy andry avo be hoe avo lenta ny fitsipik’i Jehovah
Eritrereto izao: ‘Koa satria avo lenta sy ara-drariny ny fitsipik’i Jehovah, ahoana no hampisehoako fa manaraka azy ireny aho?’