30 Oktobra–5 Novambra
JOELA 1-3
Hira 77 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Joela.]
Jl 2:28, 29: Ny Kristianina voahosotra no mpitondra tenin’i Jehovah (w02 1/8 15 § 4-5; jd 167 § 4)
Jl 2:30-32: Izay miantso ny anaran’i Jehovah ihany no ho voavonjy amin’ny andron’i Jehovah (w07 1/10 13 § 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jl 2:12, 13: Ahoana izany hoe tena mibebaka izany, raha jerena ireo andininy ireo? (w07 1/10 13 § 5)
Jl 3:14: Inona ilay hoe “lemaka ivan’ny didim-pitsarana” na “lohasaha fitsarana”? (w07 1/10 13 § 3)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jl 2:28–3:8
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ny karatra JW.ORG
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Efa nomena karatra JW.ORG ilay olona tamin’ny fitoriana. Amin’ny farany dia resaho fotsiny hoe handefa video iray avy ao amin’ny jw.org ianao
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 196-197 § 3-5
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Manampy Antsika Hiaritra Fitsapana i Jehovah: (9 min.) Alefaso ilay video hoe Tilikambo Mafy ho Ahy i Jehovah. Fanontaniana: Inona avy ny fitsapana natrehin-dry Henschel? Raha manam-pinoana sy tsy mivadika ny ray aman-dreny, inona no mety ho vokatr’izany amin’ny zanany? Ahoana no hataon’i Jehovah mba hampaherezana anao, toy ny nataony tamin’ny Rahalahy Henschel?
Ataovy Namanao i Jehovah: Ny Anaran’i Jehovah: (6 min.) Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Ny Anaran’i Jehovah. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Fanontaniana: Inona no dikan’ny anarana hoe Jehovah? Inona ny zavatra noforoniny? Ahoana no hanampian’i Jehovah anao?
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 20 § 17-19; efajoro “Nanova ny Fiainany Ilay Izy” sy “Mifanampy ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany”; famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 106 sy Vavaka