FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jolay p. 6
  • 30 Jolay–5 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Jolay–5 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jolay p. 6

30 Jolay–5 Aogositra

LIOKA 14-16

  • Hira 125 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fanoharana Momba An’ilay Zanaka Adala”: (10 min.)

    • Lk 15:11-16: Naditra ny tovolahy iray ka nandanilany foana ny anjara fananany tamin’ny filibana (“Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy”, “ilay zandriny”, “nandanilany foana”, “filibana”, “hiandry kisoa”, “hanin-kisoa” fanazavana Lk 15:11-16, nwtsty)

    • Lk 15:17-24: Nibebaka izy ary nandray azy indray ilay rainy be fitiavana (“taminao”, “olona karamainao”, “nanoroka azy tamim-pitiavana”, “hantsoina hoe zanakao”, “akanjo lava ... peratra ... kapa” fanazavana Lk 15:17-24, nwtsty)

    • Lk 15:25-32: Nahitsin’ny rainy ny toe-tsain’ilay zanany lahimatoa

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 14:26: Inona no dikan’ilay hoe “mankahala” eto? (“mankahala” fanazavana Lk 14:26, nwtsty)

    • Lk 16:10-13: Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “harena tsy marina”? (w17.07 8-9 § 7-8)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 14:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 32 § 14-15

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 107

  • “Nody Ilay Zanaka Adala”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Nody Ilay Zanaka Adala—Ampahany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 31

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 139 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara