FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aogositra p. 4
  • Nasaina Nanendry Anti-panahy Izy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nasaina Nanendry Anti-panahy Izy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Mpiandraikitra sy Mpanampy Amin’ny Fanompoana Voatendry Amin’ny Fomba Teokratika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Ahoana no Andaminana ny Fiangonana?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mpiandraikitra Voatendry Hiandry ny Andian’ondry
    Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aogositra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | TITOSY 1–FILEMONA

Nasaina Nanendry Anti-panahy Izy

Tit 1:5-9

Titosy mivory miaraka amin’ny rahalahy vitsivitsy avy ao amin’ny fiangonana iray, tamin’ny taonjato voalohany

Nasaina ‘nanendry anti-panahy isan-tanàna’ i Titosy. Io modely io no arahina amin’izao, ka ny mpiandraikitra ny faritra no manendry ny anti-panahy sy mpanampy amin’ny fanompoana.

FILAN-KEVI-PITANTANANA

Manaraka an’ilay modely tamin’ny taonjato voalohany ny Filan-kevi-pitantanana. Ny mpiandraikitra ny faritra àry no asain’izy ireo manendry ny anti-panahy sy mpanampy amin’ny fanompoana.

Tsipika manondro

MPIANDRAIKITRA NY FARITRA

Tokony handinika tsara ny fanolorana voarainy avy amin’ny anti-panahy ny mpiandraikitra ny faritra, sady hivavaka momba an’ilay izy. Hanendry an’ireo mahafeno fepetra izy avy eo.

Tsipika manondro

ANTI-PANAHY VOATENDRY

Na dia efa voatendry aza ny anti-panahy, dia mbola tokony hahafeno fepetra foana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara