FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Mey p. 8
  • Tahafo i Josefa ka Andosiro ny Fijangajangana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tahafo i Josefa ka Andosiro ny Fijangajangana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Firaisana?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Miezaha Hanana Tanjona Mahafa-po
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • “Andosiro ny Fijangajangana”
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
  • Josefa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Mey p. 8
Josefa mandositra ny vadin’i Potifara. Mitazona ny akanjon’i Josefa ilay vehivavy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tahafo i Josefa ka Andosiro ny Fijangajangana

Modely ho antsika i Josefa rehefa alaim-panahy haloto fitondran-tena isika. Nanda foana izy isaky ny nanasa azy hanao firaisana ny vadin’ny tompony. (Ge 39:7-10) Hoy izy tamin’ilay vehivavy: “Hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?” Hita avy amin’izany hoe efa nieritreritra ny fomba fihevitr’i Jehovah mahakasika ny fanambadiana izy. Nanampy azy izany rehefa mafy be ny fakam-panahy natrehiny. Tonga dia nandositra izy fa tsy nijanona teo. Tsy navelany hitaona azy hijangajanga ilay vehivavy.​—Ge 39:12; 1Ko 6:18.

ALEFASO ILAY VIDEO HOE ANDOSIRO NY FIJANGAJANGANA, ARY VALIO IRETO:

  • Mee-Kyong miresaka amin’i Jin eo amin’ny lalantsaran’ny sekoly.

    Inona ny olana natrehin’i Jin?

  • Jin mijery an’i Mee-Kyong sady mieritreritra an’ilay fangatahan’i Mee-Kyong.

    Niangavy an’i Jin i Mee-Kyong mba hanampy azy amin’ny devoara matematika. Inona ny fanontaniana nosaintsainin’i Jin tamin’izay?

  • Inona ny vokatr’ilay fangatahan’i Mee-Kyong teo amin’i Jin?

  • Jin miresaka amin’ny dadatoany, izay anti-panahy.

    Ahoana no nataon’i Jin mba hahazoana fanampiana?

  • Jin mandà tsy ho naman’i Mee-Kyong ao amin’ny tambazotran-tserasera.

    Inona no nataon’i Jin mba handosirana ny fijangajangana?

  • Inona no nianaranao tamin’iny video iny?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara