FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Mey p. 5
  • Nanafaka An’i Josefa i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanafaka An’i Josefa i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Josefa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Hataoko Ahoana ny Hanao Izany Ratsy Lehibe Izany?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • “Izaho Angaha Solon’Andriamanitra?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Manampy Anao Hahomby i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Mey p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 40-41

Nanafaka An’i Josefa i Jehovah

41:9-13, 16, 29-32, 38-40

Andevo i Josefa ary avy eo nigadra. Izany no niaretany nandritra ny 13 taona teo ho eo, talohan’ny nanafahan’i Jehovah azy. Tsy hoe nitsetra tena anefa izy fa nanararaotra an’izany mba hanatsarana ny toetrany. (Sl 105:17-19) Fantany fa tsy hanary azy mihitsy i Jehovah. Tsy mora ny nahazo azy, nefa nanao izay tsara indrindra vitany foana izy. Ahoana no nataony?

  • Josefa manome sakafo ho an’ny gadra hafa.

    Niasa mafy izy sady niezaka ny ho mendri-pitokisana. Nitahy ny ezaka nataony i Jehovah noho izany.​—Ge 39:21, 22

  • Josefa milaza ny hevitry ny nofin’ny gadra roa lahy.

    Niezaka nanampy ny hafa izy, fa tsy variana nitady fomba hamaliana faty.​—Ge 40:5-7

Nahoana ny tantaran’i Josefa no manampy ahy hiatrika olana?

Hanafaka ahy i Jehovah amin’ny Hara-magedona. Inona anefa no azoko atao, alohan’izay, mba ho afaka hanao izay tsara indrindra vitako aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara