FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jona p. 6
  • Ho Tonga Izay Rehetra Tiako Aho

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Tonga Izay Rehetra Tiako Aho
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Dikan’ny hoe Mahalala ny Anaran’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Natao Hifameno ny Lehilahy sy ny Vehivavy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • “Izy no Andriamanitsika!”
    Manatòna An’i Jehovah
  • Ry Rahalahy Tanora, Miezaha Hihamatotra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jona p. 6
Mosesy mandohalika ary miaro ny tarehiny tsy ho main’ilay voaroy mirehitra.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 1-3

Ho Tonga Izay Rehetra Tiako Aho

3:13, 14

Nampahafantatra zavatra miavaka momba azy i Jehovah, rehefa niresaka tamin’i Mosesy. Mahavita miovaova araka izay tiany izy, amin’ny toe-javatra rehetra, mba hanatanterahana ny fikasany. Manaraka ny fitsipiny foana anefa izy rehefa manao an’izany. Matetika ny ray aman-dreny no manao andraikitra isan-karazany, mba hikarakarana ny zanany. Hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah amintsika.

Mahavita miovaova araka izay ilaina i Jehovah mba hikarakarana ahy. Inona, ohatra, no efa nataony?

Sary: Raim-pianakaviana iray manao zavatra samihafa mba hikarakarana ny fianakaviany. 1. Miresaka amin’ny zanany lahy izy alohan’ny hatoriany. 2. Miara-midinika ny andinin-teny ho an’ny andro izy sy ny vady aman-janany. 3. Mampianatra ny zanany hitondra bisikileta izy.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara