FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Janoary p. 7
  • Matokia hoe Tia Anao i Jehovah Sady Tsy Mivadika Aminao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matokia hoe Tia Anao i Jehovah Sady Tsy Mivadika Aminao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2021: Tsy Hadino Ireo Rahalahy sy Anabavintsika
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
  • Nizara Fanampiana Tamin’ny Mpiara-manompo Tra-boina
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Loza Araka ny Natiora?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Janoary p. 7
Rahalahy sy anabavy eo ivelan’ny Efitrano Fanjakana, avy nahazo fanampiana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Matokia hoe Tia Anao i Jehovah Sady Tsy Mivadika Aminao

Sarobidy amin’i Jehovah ianao. (Is 43:4) Nitaona anao izy mba hanatona azy sy ny fandaminany. Efa an’i Jehovah ianao satria nanokan-tena sy natao batisa. Fananany manokana ianao ka hokarakarainy foana na dia rehefa manana olana aza. Mampiasa ny fandaminany i Jehovah mba hampisehoana hoe tiany ianao sady tsy mivadika aminao izy.—Sl 25:10.

Manao zavatra haingana ny fandaminan’i Jehovah rehefa misy loza. Vao mainka isika hankasitraka ny fitiavan’i Jehovah sy ny tsy fivadihany rehefa mandinika an’izay nataon’ny fandaminana tato ho ato.

JEREO ILAY VIDEO HOE TATITRA AVY AMIN’NY KOMITIN’NY MPANDRINDRA 2019. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019.” Miresaka amin’ny rahalahy sy anabavy tra-boina ny rahalahy anisan’ny Komitin’ny Vonjy Rano Vaky.

    Inona no nataon’ny Komitin’ny Mpandrindra mba ho vonona tsara ny biraon’ny sampana maneran-tany rehefa misy loza mitranga?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019.” Rahalahy any Indonezia manamboatra trano ravan’ny loza araka ny natiora.

    Ahoana no nanomezan’ny fandaminan’i Jehovah toromarika sy fanampiana tany Indonezia sy Nizeria?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019.” Mpitsabo mpanampy any Afrika mijery marary.

    Inona no tianao tamin’izay nataon’ny fandaminana rehefa niparitaka ny COVID-19?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara