Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG:
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Lolofotsy Manangona Angovo
Inona amin’ny lolofotsy no manampy ny mpikaroka hanamboatra panneaux solaires tsara kokoa?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > SIANSA & BAIBOLY > NISY NAMORONA VE?)
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Ahoana Raha Tsy Mitovy Hevitra Ianareo?
Inona no hanampy ny mpivady handamina disadisa sy hifandray tsara foana?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TOKANTRANO & FITAIZANA > TOKANTRANO.)