Azo Jerena Ao Amin’ny JW.ORG:
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Ahoana no Azo Anampiana ny Ankizy Raha Tsy Mahomby Izy?
Tsy voatery hahomby foana isika eo amin’ny fiainana. Ampio àry ny zanakao mba tsy ho kivy loatra sy hahay hitady vahaolana.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TOKANTRANO & FITAIZANA > FITAIZANA ANKIZY.)
FITANTARANA
Nisy tanora dimy mianadahy vonona hanampy ny mpiara-monina taminy na teo aza ny hatsiaka sy ny lanezy. Nahoana?
(Midira ao amin’ny MOMBA ANAY > FITANTARANA > FITORIANA MOMBA NY BAIBOLY.)