Azo Jerena Ao Amin’ny JW.ORG:
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
“Tsy Mahamenatra Ahy Intsony Izao ny Fiainako”
Inona no nanampy an’i Israel Martínez tsy hieritreritra hoe tsy misy ilana azy mihitsy izy?
(Midira ao amin’ny MOMBA ANAY > FITANTARANA > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.)
MANONTANY NY TANORA
Inona no Azoko Atao mba Tsy Hieritreretako Zavatra Mahakivy?
Hanampy anao ho falifaly ny soso-kevitra ao.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA > MANONTANY NY TANORA.)