FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb16 p. 145
  • Avotra Izahay fa Nankatò

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avotra Izahay fa Nankatò
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Mitovitovy Aminy
  • “Andraso ny Andian’ondrin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Inona no Atao any Amin’ny Biraon’ny Sampana?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
  • Ry Anti-panahy, Tahafo Ireo Mpiandry Lehibe Indrindra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Lehiben’ny Jiolahy Nefa Lasa Olom-banona
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
yb16 p. 145

INDONEZIA

Avotra Izahay fa Nankatò

Blasius da Gomes

  • TERAKA 1963

  • BATISA 1995

  • TANTARANY Anti-panahy be fitiavana izy, ary nikarakara ny andian’ondry rehefa nisy ady ara-pivavahana tany Ambon, any amin’ny Nosy Maluku.

Blasius da Gomes

NITOMBO ny disadisa teo amin’ny Kristianina sy ny Silamo, ka raikitra ny ady ny 19 Janoary 1999. Teo amin’ny telo kilaometatra avy teo amin’ny tranoko no nitrangan’izany. Nahatsiravina ilay izy.a

Napetrako tany amin’ny toerana azo antoka aloha ny fianakaviako, dia nantsoiko an-telefaonina ny mpitory hafa mba hahalalako hoe manao ahoana izy ireo. Nampirisihiko izy ireo mba ho tony sy hanalavitra ny faritra mampidi-doza. Nitsidika ny andian’ondry ny anti-panahy taorian’izay mba hampahery azy ireo. Nilazanay koa izy ireo hoe tokony ho vitsivitsy no miara-mivory.

Nasain’ny biraon’ny sampana nafindra izay mpitory nipetraka tany amin’ny faritra nampidi-doza. Nampitainay tamin’ny fianakaviana maro io toromarika io. Tsy nety nifindra anefa ny rahalahy iray ka matin’ny vahoaka romotra. Nieren-doza kosa izay rehetra nanaraka an’ilay toromarika.

a Nitatra eran’ny faritr’i Maluku io ady io ary naharitra roa taona mahery. Olona an’aliny no voatery nitsoa-ponenana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara