FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 426
  • Rota: Topy Maso

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Rota: Topy Maso
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Ilay Vehivavy Tena Tsara
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Tsy Nampoizina Hivady i Boaza sy Rota
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • “Vehivavy Tsara Tokoa” i Rota
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Rota
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Rota: Topy Maso

ROTA

TOPY MASO

  • 1

    • Nifindra tany Moaba ry Elimeleka mianakavy (1, 2)

    • Maty ny vadin’i Naomy sy Orpa ary Rota (3-6)

    • Tsy nivadika tamin’i Naomy sy ny Andriamanitr’i Naomy i Rota (7-17)

    • Niverina tany Betlehema i Rota sy Naomy (18-22)

  • 2

    • Nitsimpona teny amin’ny sahan’i Boaza i Rota (1-3)

    • Nifankahita i Rota sy Boaza (4-16)

    • Notantarain’i Rota an’i Naomy hoe tsara fanahy taminy i Boaza (17-23)

  • 3

    • Nanoro hevitra an’i Rota i Naomy (1-4)

    • Rota sy Boaza teny am-pamoloana (5-15)

    • Niverina tany amin’i Naomy i Rota (16-18)

  • 4

    • Nanaiky ho mpanavotra i Boaza (1-12)

    • Niteraka an’i Obeda i Boaza sy Rota (13-17)

    • Tetirazan’i Davida (18-22)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara