FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 752-753
  • Estera: Topy Maso

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Estera: Topy Maso
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-17 — Estera
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Mordekay sy Estera
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Nataon’Andriamanitra tsy nahomby ny fanandramana handripaka foko iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Nisaina Tsara sy Be Herim-po Izy ary Tsy Tia Tena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Estera: Topy Maso

ESTERA

TOPY MASO

  • 1

    • Nanao fanasambe tao Sosana i Ahasoerosy Mpanjaka (1-9)

    • Tsy nety nankatò i Vasty vadin’ny mpanjaka (10-12)

    • Naka hevitra tamin’ny olon-kendriny ny mpanjaka (13-20)

    • Nalefa tany amin’ny faritany ny didin’ny mpanjaka (21, 22)

  • 2

    • Nitadiavana solony i Vasty (1-14)

    • Lasa vadin’ny mpanjaka i Estera (15-20)

    • Noresahin’i Mordekay hoe nisy nitetika hamono ny mpanjaka (21-23)

  • 3

    • Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Hamana (1-4)

    • Nitetika handripaka ny Jiosy i Hamana (5-15)

  • 4

    • Nalahelo be i Mordekay (1-5)

    • Nasain’i Mordekay nitalaho tamin’ny mpanjaka i Estera (6-17)

  • 5

    • Nankeo anatrehan’ny mpanjaka i Estera (1-8)

    • Tezitra be i Hamana; nirehareha be izy (9-14)

  • 6

    • Nomen’ny mpanjaka voninahitra i Mordekay (1-14)

  • 7

    • Notenenin’i Estera ilay tetik’i Hamana (1-6a)

    • Nahantona teo amin’ilay tsato-kazo nataony ihany i Hamana (6b-10)

  • 8

    • Nomena toerana ambony i Mordekay (1, 2)

    • Niangavy ny mpanjaka i Estera (3-6)

    • Didy vaovao navoakan’ny mpanjaka (7-14)

    • Avotra ny Jiosy; nifaly izy ireo (15-17)

  • 9

    • Nandresy ny Jiosy (1-19)

    • Nanomboka nankalazaina ny Fetin’ny Porima (20-32)

  • 10

    • Nanana toerana ambony i Mordekay (1-3)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara