FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1707
  • 2 Korintianina: Topy Maso

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2 Korintianina: Topy Maso
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-47 — 2 Korintiana
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • “Aza mitsahatra mandini-tena, na mitoetra ao amin’ny finoana ianareo, na tsia”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Korintianina, Taratasy ho An’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Afaka Amin’ny Ran’ny Olona Rehetra Aho”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina: Topy Maso

2 KORINTIANINA

TOPY MASO

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Mampionona amin’ny fahoriana rehetra Andriamanitra (3-11)

    • Tsy afaka nankany amin’ny tanàna saika nandehanany i Paoly (12-24)

  • 2

    • Te hampifaly azy ireo i Paoly (1-4)

    • Navela ny heloky ny olona iray ary noraisina indray izy (5-11)

    • Paoly tany Troasy sy Makedonia (12, 13)

    • Fanompoana, filaharan’ny mpandresy (14-17)

      • Tsy mivarotra ny tenin’Andriamanitra (17)

  • 3

    • Taratasy fampahafantarana (1-3)

    • Mpanompon’ny fifanekena vaovao (4-6)

    • Be voninahitra kokoa ilay fifanekena vaovao (7-18)

  • 4

    • Fahazavan’ny vaovao tsara (1-6)

      • Nohajambaina ny sain’ny tsy mpino (4)

    • Harena ao anaty vilany tany (7-18)

  • 5

    • Hahazo an’ilay fonenana any an-danitra (1-10)

    • Fanompoana fampihavanana (11-21)

      • Zavaboary vaovao (17)

      • Ambasadaoro solon’i Kristy (20)

  • 6

    • Tsy tokony hanao tsinontsinona ny hatsaram-panahin’Andriamanitra (1, 2)

    • Ny nampiavaka ny fanompoan’i Paoly (3-13)

    • Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino (14-18)

  • 7

    • Hanadio ny tenantsika ho afaka amin’izay mandoto (1)

    • Nahafaly an’i Paoly ny Korintianina (2-4)

    • Nitantara zavatra tsara i Titosy (5-7)

    • Alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra sy fibebahana (8-16)

  • 8

    • Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jodia (1-15)

    • Nirahina ho any Korinto i Titosy (16-24)

  • 9

    • Antony anaovana fanomezana (1-15)

      • Ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra (7)

  • 10

    • Niaro ny fanompoany i Paoly (1-18)

      • Tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay (4, 5)

  • 11

    • Paoly sy ireo apostoly tsara loatra (1-15)

    • Zava-tsarotra niaretan’i Paoly noho izy apostoly (16-33)

  • 12

    • Fahitana hitan’i Paoly (1-7a)

    • “Tsilo ao amin’ny nofo” nahazo an’i Paoly (7b-10)

    • Tsy ambany raha oharina amin’ireo apostoly tsara loatra (11-13)

    • Fiahian’i Paoly an’ireo Korintianina (14-21)

  • 13

    • Fampitandremana farany sy fandrisihana (1-14)

      • “Miezaha handini-tena foana mba hahitana raha ao amin’ny finoana ianareo” (5)

      • Hanitsy izay tokony hahitsy; hifanara-tsaina (11)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara