FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1807-1808
  • 1 Jaona: Topy Maso

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1 Jaona: Topy Maso
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka Isika hanohy handeha ao amin’ny fahazavana sy ny fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Manehoa fitiavana sy finoana mandrakariva
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-62 — 1 Jaona
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Tiavo Ilay Andriamanitra Tia Anao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Jaona: Topy Maso

1 JAONA

TOPY MASO

  • 1

    • Tenin’ny fiainana (1-4)

    • Mandeha ao amin’ny mazava (5-7)

    • Mila miaiky fahotana (8-10)

  • 2

    • Jesosy, ilay sorona fampihavanana (1, 2)

    • Mankatò ny didin’Andriamanitra (3-11)

      • Didy efa ela sy didy vaovao (7, 8)

    • Ny antony nanoratan’i Jaona (12-14)

    • Aza tia an’izao tontolo izao (15-17)

    • Fampitandremana momba ny antikristy (18-29)

  • 3

    • Zanak’Andriamanitra isika (1-3)

    • Ny zanak’Andriamanitra sy ny zanaky ny Devoly (4-12)

      • Handrava ny asan’ny Devoly i Jesosy (8)

    • Mifankatiava (13-18)

    • Lehibe noho ny fontsika Andriamanitra (19-24)

  • 4

    • Fantaro raha avy amin’Andriamanitra ny fanambarana lazain’ny fanahy (1-6)

    • Ny hoe mahalala sy tia an’Andriamanitra (7-21)

      • “Andriamanitra dia fitiavana” (8, 16)

      • Tsy misy tahotra ny fitiavana (18)

  • 5

    • Mandresy an’izao tontolo izao izay mino an’i Jesosy (1-12)

      • Ny atao hoe tia an’Andriamanitra (3)

    • Toky ananantsika rehefa mivavaka (13-17)

    • Mitandrema eto amin’izao tontolo izao (18-21)

      • Izao tontolo izao manontolo dia eo ambany fahefan’ilay ratsy (19)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara