FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g97 8/9 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1997
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Betsaka Izaitsizy ny Fankahalana ary Kely Izaitsizy ny Fitiavana? 3-11
  • Kilimandjaro — Ny Tampon’i Afrika 14
  • Ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia 22
  • Manome Voninahitra An’Andriamanitra ve ny Fiakanjonao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Fitafiana sy Fisehoana Ankapobe Maotina
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Fitafiana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mampiseho Fanajana An’Andriamanitra ny Fitafiana Mendrika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Mifohaza!—1997
g97 8/9 p. 2

Pejy Faharoa

Nahoana no Betsaka Izaitsizy ny Fankahalana ary Kely Izaitsizy ny Fitiavana? 3-11

Mety hahafaly erỳ ny fiainana rehefa voahodidin’ny olona tiantsika isika! Ary anefa dia toa tsy misy firy ny fitiavana eo amin’izao tontolo izao ankehitriny. Nahoana no manjaka ny fankahalana? Hiova ve izany indray andro any?

Kilimandjaro — Ny Tampon’i Afrika 14

Tendrombohitra iray atsy Afrika tropikaly i Kilimandjaro, rakotra oram-panala ny tendron’izy io ary malaza noho ny hakantony misongadina tsara sy ny haavony mahazendana izy.

Ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia 22

Vakio ny fomba nanitsian’ny teôlôjiana rosiana iray ny fiheveran-diso maro momba ny Vavolombelon’i Jehovah.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Tina Gerson/Los Angeles Daily News

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara