FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g01 8/3 p. 11
  • Ny Fifaliana Mijery Vorona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fifaliana Mijery Vorona
  • Mifohaza!—2001
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fizahana Vorona — Fialam-boly Mahavariana ho An’ny Rehetra Ve?
    Mifohaza!—1998
  • Vorona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nahoana no Misy Vorona Midona Amin’ny Trano?
    Mifohaza!—2009
  • “Jereo Tsara ny Voro-manidina”
    Mifohaza!—2014
Hijery Hafa
Mifohaza!—2001
g01 8/3 p. 11

Ny Fifaliana Mijery Vorona

TENA ho hafa tokoa izao tontolo izao raha tsy nisy vorona! Ny feony, ny siokany, ny lokony sy fanidiny maro samihafa — izy rehetra ireo dia anisan’ny mahatonga ireo fahasamihafana mahafinaritra eo amin’ny fiainana. Impiry anefa isika no mijanona mba hihaino sy handinika azy ireny? Raha mponina an-tanàn-dehibe ianao ka miaina amin’ny hazakaza-davan’ny fiainana andavanandro sy ny tabataban’ny fiarakodia, dia mety tsy ho voamarikao akory ireo vorona eo amin’ny manodidina anao. Na mponina ambanivohitra aza ianao, dia mety hihevitra azy ireny ho toy ny mahazatra fotsiny. Te hijery akaiky ny vorona eo amin’ny manodidina anao ve anefa ianao?

Azonao atao tokoa izany. Izao àry: Asio zavatra tsotra fasiana sakafom-borona eo an-tokotaninao, ka ataovy tazana tsara avy eo am-baravarankely izany. Ny hany zavatra ilainao rehefa avy eo dia masolavitra iray sy fakan-tsary misy fanalehibeazana tsara, ary faharetana kely fotsiny! Ataovy vonona eo ny pelikiolina fakan-tsary maromaro sy ny boky momba ny vorona, misy sary mba hamantarana ny karazany. Avy eo dia mijere, mihainoa, ary mahità fahafinaretana ô!

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara