FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 11/06 p. 14-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2006
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • TAIZA NO NITRANGAN’ITY?
  • OVIANA NO NITRANGA IRETO?
  • IZA ÀRY AHO?
  • IZA ÀRY AHO?
  • ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
  • Ho An’ny Ankizy
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2007
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2007
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2007
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2006
Hijery Hafa
Mifohaza!—2006
g 11/06 p. 14-31

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Inona no anaran’ilay tendrombohitra nitrangan’ity?

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

T. Hermona

T. Karmela

T. Gerizima

T. Moria

◆ Inona no naorina teo amin’io tendrombohitra io tatỳ aoriana?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Nahoana i Abrahama no saika hanao sorona an’i Isaka?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Mbola kely ve i Isaka tamin’izany?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◼ Iaraha-midinika: Nahoana i Isaka no vonona hankatò an-drainy, araka ny hevitrao? Tamin’ny ahoana i Jesosy no nitovy tamin’i Isaka?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sarin’ilay mpanjaka sy ny daty nanombohany nanjaka.

1037 T.K. 977 936 716 659 607

2. 1 Mpanjaka 1:38, 39

3. Mpanjaka 21:24

4. 1 Mpanjaka 22:42

IZA ÀRY AHO?

5. Lasa babo tany Babylona aho, nefa tafaverina tao Jerosalema, ary tao no nifarana ny fotoana nanjakako.

IZA ÀRY AHO?

6. Nanoratra ampahany amin’ny Baiboly aho tany Babylona, tamin’ny fotoana nitondran’ny Romanina an’i Jerosalema.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 4 Inona no zavatra iray tsy mampitovy ny fampiharan’Andriamanitra ny didim-pitsarany voalazan’ny Baiboly sy ny loza araka ny natiora? (Genesisy 18:____)

Pejy 5 Tsy mety ve ny manontany hoe nahoana Andriamanitra no mamela ny fijaliana hisy? (Habakoka 1:____)

Pejy 19 Raha miady amin’ny fahazarana mikasikasika ny filahiana na ny fivaviana ianao, nahoana ianao no tsy tokony ho tezitra amin’ny tenanao, raha lavo indray? (Salamo 103:____)

Pejy 28-29 Inona no antony iray tokony handosirana ny fijangajangana? (1 Korintianina 6:____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 14)

VALIN’NY PEJY 31

1 T. Moria.

◆ Tempolin’i Solomona.

◆ Nankatò ny didin’i Jehovah izy.

◆ Tsia.

2. 1037 T.K.

3. 659 T.K.

4. 936 T.K.

5. Manase. 6.

6. Petera.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara