FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 7/07 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Mifohaza!—2007
  • Mitovitovy Aminy
  • Helodrano Shark Valan-javaboary Hafakely
    Mifohaza!—2007
  • Tsy Hitanao ve ny Loko Sasany?
    Mifohaza!—2007
  • Ny Hoditry ny Antsantsa
    Nisy Namorona Ve?
  • Vonjeo ny Antsantsa
    Mifohaza!—2007
Hijery Hafa
Mifohaza!—2007
g 7/07 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

Jolay 2007

Inona no Maha Samy Hafa ny Olona sy ny Vorona?

Olona maro no tsy mahalala ny atao hoe tsara sy ratsy. Tsy fantany koa hoe hanao ahoana ny hoaviny. Aiza àry no mety hahazoanao ny tari-dalana tsara indrindra? Ary ahoana no hanananao hoavy tena tsara? Ho hitanao ato ny valin’izany.

3 Tarihin’ny Fahaizana Voajanahary ny Vorona

4 Tsara Lavitra Noho ny Fahaizana Voajanahary

8 Avelao Andriamanitra Hitarika Anao ho any Amin’ny “Tena Fiainana”

13 Mba Ampindramo Pensilihazo aza Fady!

18 Tsy Hitanao ve ny Loko Sasany?

20 Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ampy ve ny Manao Izay Heverinao fa Tsara?

22 Topy Maso Eran-tany

23 Mahatalanjona ny Volom-borona

26 ‘Avelao Aho mba Hanompo Anao Jehovah ô!’

30 Ela Velona Tokoa ve Izy Ireo?

31 Ahoana no Havalinao?

32 “Tao Amin’ny Ilanay Azy Mihitsy Ilay Izy!”

Nahoana Aho no Ailikiliky ny Olona Foana? 10

Mahatsiaro ho manirery na hihatakatahana ve ianao, rehefa tsy asain’ny ankizy hiaraka aminy? Inona no andinin-teny mety hanampy sy hampahery anao?

Helodrano Shark, Valan-javaboary Hafakely 15

Tena mahavariana io Lova Iraisam-pirenena io. Misy feso mety fahanan’ny olona any.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

© GBRMPA

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara