Loha Hevitra ato Anatiny
Aprily 2008
Efa Andro Farany ve Izao?
Inona no dikan’ny hoe “andro farany”? Inona no fiantraikan’izy io eo amintsika tsirairay? Mbola hisy hoavy mamirapiratra ve?
3 Inona no Dikan’ny hoe Andro Farany?
8 Inona no Hitranga Aorian’ny Andro Farany?
10 Tantara An-kira Mampihetsi-po
16 Rano Mivolombolamena any Amin’ny Faritr’i Mediterane
22 Mitsangantsangana eny Amin’ireo Lakandrano any Kerala
Miaro Anao ny Mpanara-maso ny Fivezivezen’ny Fiaramanidina 13
Fiaramanidina an’arivony no miara-manidina eny amin’ny habakabaka eny. Inona no ataon’ny mpanara-maso mba tsy hampifandona azy ireny?
Nahoana no Tsy Matoky Ahy i Dada sy Neny? 27
Inona no azon’ny tanora atao, raha tiany hatoky sy hanaja azy ny ray aman-dreniny?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 3]
© Jacob Silberberg/Panos Pictures