FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 11/08 p. 22-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2008
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 11/08 p. 22-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?

Inona avy ny zavatra telo tsy mampitovy an’io sary io sy ny fitantarana ao amin’ny Genesisy 7:1-9, 13-16, 23; 8:15-19?

1. ․․․․․

2. ․․․․․

Ampitahao amin’ny Levitikosy 11:3 sy ny Deoteronomia 14:4.

3. ․․․․․

Ampitahao amin’ny Deoteronomia 14:7-19.

IARAHA-MIDINIKA:

Ahoana no nanampian’ny zanakalahin’i Noa sy ny vinantony azy? Ahoana no azonao anahafana ny zanak’i Noa?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 6 Inona no tsy mba ananan’ny olona tia vola? Mpitoriteny 5:․․․

PEJY 9 Iza no ho sambatra? Matio 5:․․․

PEJY 18 Inona no tsy tokony hatao rehefa mivavaka? Matio 6:․․․

PEJY 28 Tokony hatao ahoana izay rehetra mampanahy antsika? 1 Petera 5:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․

Mpanjaka aho ary “nifikitra tamin’i Jehovah foana”, na dia namela ohatra ratsy aza ny raiko.

Vakio ny 2 Mpanjaka 18:1-6.

5. ․․․․․

Nanararaotra fahefana aho, ka nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny be dia be.

Vakio ny 2 Mpanjaka 21:16.

6. ․․․․․

Nanahaka ny ohatra ratsy navelan’ny raiko aho. Ny mpanompoko ihany no namono ahy.

Vakio ny 2 Mpanjaka 21:19-23.

◼ Valiny, pejy 22

VALIN’NY PEJY 31

1. Tsy natsokotsoko ny lohan’ny sambofiara sy ny vodiny.

2. Fito avy ny biby “madio” nampidirin’i Noa tao amin’ny sambofiara, anisan’izany ny ondry.

3. Roa isaky ny karazany ihany ny biby “tsy madio” nampidirin’i Noa tao anaty sambofiara.

4. Hezekia.—Matio 1:9.

5. Manase.—Matio 1:10.

6. Amona.—Matio 1:10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara