FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 4/09 p. 14-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2009
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Mankahala ny Tsy Rariny Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
Hijery Hafa
Mifohaza!—2009
g 4/09 p. 14-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Josoa 2:15-18; 6:15-21; 7:1, 20, 21. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no diso eo? Soraty eto ambany ny valin-teninao.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

4. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’izay maka zavatr’olona?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 5 Nalaza ho olona manao ahoana i Daniela? Daniela 6:․․․

PEJY 6 Inona no tokony hataonao fantatry ny olona rehetra? Filipianina 4:․․․

PEJY 28 Ahoana no tokony hiheverana ny fanambadiana? Hebreo 13:․․․

PEJY 28 Miteraka inona ny faniriana rehefa kolokoloina? Jakoba 1:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?

Vakio ny 2 Tantara 18:1–19:3 ary valio ny fanontaniana eto ambany.

5. ․․․․․

Iza no anaran’ilay mpaminany tsy tian’i Ahaba Mpanjaka?

6. ․․․․․

Nahoana izy no tsy tian’i Ahaba?

7. ․․․․․

Inona no nolazain’ilay mpaminany tamin’i Ahaba, ary inona no nataon’i Ahaba?

IARAHA-MIDINIKA:

Amin’ny toe-javatra manao ahoana no mety hilanao herim-po toa an’io mpaminany io?

◼ Valiny, pejy 14

VALIN’NY PEJY 31

1. Mbola tsy nanafika akory ny Israelita dia efa nianjera ny mandan’i Jeriko.

2. Mena midorehitra ilay tadin’i Rahaba fa tsy manga.

3. Akanjo sy vaingam-bolamena ary sekely volafotsy no nangalarin’i Akana fa tsy sampy.

4. Tsy tamin’ny alina izy ireo no nanafika.

5. Mikaia.

6. Satria nanambara ny didim-pitsaran’i Jehovah tamin’i Ahaba izy.

7. Nilaza izy fa ho faty an’ady i Ahaba. Nasain’i Ahaba nogadraina i Mikaia.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara