FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 7/10 p. 17-31
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
  • Mifohaza!—2010
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?
  • FANTATRAO TSARA VE NY APOSTOLY JODASY ISKARIOTA?
  • HO AN’NY ANKIZY
  • ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
Hijery Hafa
Mifohaza!—2010
g 7/10 p. 17-31

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Marka 1:9-11. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary fenoy izay tsy ampy eo amin’ny sary.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no antony sasany anaovana batisa ny Kristianina?

Vakio ny Marka 8:34; 1 Petera 2:21; 3:21.

Firy taona ianao no tokony hatao batisa? Nahoana?

FANTATRAO TSARA VE NY APOSTOLY JODASY ISKARIOTA?

3. Inona no andraikitra manokana nananan’i Jodasy, nefa tsy voalaza hoe nananan’ny apostoly hafa?

Vakio ny Jaona 13:29.

․․․․․

4. Nanaiky halaim-panahy hanao inona i Jodasy?

Vakio ny Jaona 12:6.

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no mety ho nahatonga an’i Jodasy hanao fahotana lehibe? Rahoviana ianao no mety halaim-panahy toy izany? Nahoana no hanampy anao handray fanapahan-kevitra tsara ny mieritreritra momba izay nanjo an’i Jodasy?

HO AN’NY ANKIZY

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 4 Inona no ampy ho an’ny andro tsirairay? Matio 6:․․․

PEJY 9 Tsy hanao inona mihitsy ny Raintsika any an-danitra, araka ny nampanantenainy? Hebrews 13:․․․

PEJY 10 Inona no nokasain’Andriamanitra hataon’ny lehilahy? Mark 10:․․․

PEJY 29 Afaka manampy ny vehivavy tanora hanao inona ny vehivavy zokiolona? Titus 2:․․․

● Valiny, pejy 17

VALIN’NY PEJY 31

1. I Jaona Mpanao Batisa.

2. Ilay voromailala.

3. Izy no nihazona ny boatim-bola.

4. Te hahazo ny vola tao izy ka nangalatra an’izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara