Loha Hevitra ato Anatiny
Oktobra 2010
Iza No Azonao Atokisana?
Misy olona tena azo atokisana ve ankehitriny? Mety tsy hampoizinao ny valin’izany.
3 Toa Tsy Misy Olona Azo Atokisana Intsony!
4 Nahoana ny Olona no Tsy Azo Atokisana?
6 Mbola Misy Olona Azo Atokisana
10 Fantatrao ve Ilay Biby Mpikiky any Alpes?
14 Manivaka any Amin’ny Tendron’ny Tany
17 “Ny Mpanjakan’ny Famantaranandro”
27 “Mayday! Mayday! Mayday!” Ilay Antso Mamonjy Aina
31 Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
32 Tian’ny Mpianatra Baiboly Ilay Izy
Aretina Nampahatahotra Indrindra 20
Horesahina ato ny kôlerà, izay nandripaka olona maro tany Grande-Bretagne taorian’ny 1850.
Ahoana no Hanatratrarako ny Tanjoko? 24
Lasa matoky tena sy faly kokoa ary hahazo namana maro ianao, raha manana tanjona sy manatratra izany.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
© Mary Evans Picture Library