FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 12/12 p. 15-31
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
  • Mifohaza!—2012
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • INONA NO IANARANTSIKA AVY AMIN’I ... Abrahama?
  • Angony ary Ianaro
  • Olona sy Tany
  • Ho An’ny Ankizy
  • VALIN’NY
  • Nandresy i Samsona Noho ny Herin’i Jehovah!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2012
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2012
  • Miantehera Amin’i Jehovah, Hoatran’i Samsona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Mifohaza!—2012
g 12/12 p. 15-31

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

INONA NO IANARANTSIKA AVY AMIN’I ... Abrahama?

TENA ILAINA VE NY HO TSARA FANAHY AMIN’NY HAFA, ARAKA NY HEVITRAO?

• Lokoy ny sary. • Vakio ireo andinin-tenin’ny Baiboly, fintino, ary fenoy ny banga. • Tadiavo ireto: 1) Androngo sy 2) antsy.

Inona no nataon’i Abrahama mba handraisana tsara an’ireo vahiny?

Vakio ny Genesisy 18:2, 4, 5.

Inona no azonao atao mba ho tsara fanahy amin’ny hafa?

Vakio ny Romanina 12:13.

Inona no ianaranao avy amin’io tantara ao amin’ny Genesisy io?

Ahoana ny hevitrao?

Amin’iza isika no tena tokony ho tsara fanahy?

Vakio ny Galatianina 6:10.

Angony ary Ianaro

KARATRA ARA-BAIBOLY 24 SAMSONA

FANONTANIANA

  1. A. I ․․․․․ no anaran’ny rainy.

  2. B. Inona no zavatra niavaka nataony tao amin’ny tanànan’i Gaza?

  3. D. Iza no namadika an’i Samsona?

MOMBA AZY

Mpitsara niavaka izy ary niaro an’i Israely nandritra ny 20 taona. (Mpitsara 15:20) Nampiasain’i Jehovah izy mba “hamonjy ny Israely teo an-tanan’ny Filistinina.” (Mpitsara 13:5) Natanjaka be i Samsona, noho ny fanahy masin’Andriamanitra. Tena nino an’i Jehovah izy, ary izay no tena nampiavaka azy.—Hebreo 11:32-34.

VALINY

  1. A. Manoa.—Mpitsara 13:8, 24.

  2. B. Nobatainy ny vavahadin’ilay tanàna sy ny andriny ary ilay bara hidiny, ka nentiny tany an-tampon’ilay tendrombohitra tandrifin’i Hebrona.—Mpitsara 16:2, 3.

  3. D. Delila.—Mpitsara 16:4, 5.

Olona sy Tany

Lesly sy Cathleen ary Alondra no anaranay, 10 taona sy 8 taona ary 7 taona izahay, ary mipetraka atỳ Meksika. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ aminay: 295 400, sa 455 000, sa 724 700?

Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Meksika.

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

VALIN’NY

  1. Eo amin’ny sary 5 ny androngo.

  2. Eo amin’ny sary 2 ny antsy.

  3. 724 700.

  4. A.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara