FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 1/13 p. 16
  • Ny Fahaizan’ny Vorona Iray Mifindra Monina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fahaizan’ny Vorona Iray Mifindra Monina
  • Mifohaza!—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2013
  • Nalaina Tahaka ny Zavaboary
    Mifohaza!—2010
  • Topy Maso Eran-tany
    Mifohaza!—2009
  • Lalana Indray Sabata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Mifohaza!—2013
g 1/13 p. 16

NISY NAMORONA VE?

Ny Fahaizan’ny Vorona Iray Mifindra Monina

MAHAVITA 11 000 kilaometatra ao anatin’ny valo andro mahery ny vorona iray mitovitovy amin’ny koikoika. Io no vorona mpifindra monina mampiaiky volana ny olona indrindra.

Diniho izao: Mino ny mpikaroka fa hain’ny vorona sasany ny mampiasa ny sahan’andriambin’ny tany rehefa manao dia lavitra izy, ka toy ny hoe misy tondroavaratra ao amin’ny atidohany. Azo inoana fa ny masoandro no amantaran’ilay vorona mpifindra monina ny lalany mandritra ny andro, fa ny kintana kosa rehefa alina. Toa fantany koa rehefa hisy tafiotra ho avy, ka ny rivotra avy amin’iny no hararaotiny hanosika azy. Mbola talanjona foana anefa ny mpikaroka mieritreritra hoe ahoana no tena ahavitan’io vorona io an’ilay dia. Hoy i Bob Gill, mpikaroka momba ny zavamananaina: “Efa 20 taona izay no nianarako momba an’io vorona io, fa mbola gaga be foana aho.”

Ahoana ny hevitrao? Vokatry ny evolisiona (na fiovana miandalana) ve ny fahaizan’io vorona io mifindra monina, sa nisy namorona?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara