Loha Hevitra ato Anatiny
Martsa 2013
© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.
MATOAN-DAHATSORATRA: Tianao ve ny ho Ray Mahay Mitaiza? 4-7
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
MANONTANY NY TANORA HOE...
Inona no Hanampy Ahy tsy Hangataka Andro?
Tsy vita ara-potoana foana ve ny raharahanao sy ny devoaranao? Tsy tokony hangataka andro intsony ianao. Hanampy anao io lahatsoratra io, na dia be atao aza ianao, na tsy te hanao an’ilay izy.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/ANKIZY)