Loha Hevitra ato Anatiny
Septambra 2013
© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
Ahitana fanontaniana be dia be apetraky ny tanora ao, ary valiana avy ao amin’ny Baiboly. Anisan’izany ireto:
• “Inona no Azoko Atao Raha Misy Manadala Ahy?”
• “Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?”
• “Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko?”
Ho hitanao ao fa tena afaka manampy ny tanora amin’ny olana mahazo azy ny Baiboly.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)