Loha Hevitra ato Anatiny
Jolay 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
MATOAN-DAHATSORATRA
Raha Misy Loza Tampoka
Raha Fongana Tampoka ny Fanananao
Raha Maty Tampoka ny Fianakavianao
PEJY 4-7
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
Jereo ny fanontaniana fametraky ny tanora, sy ny valiny avy ao amin’ny Baiboly. Ireto misy ohatra:
• “Ahoana Raha Resaka Firaisana no Anontanian’ny Ankizy An’ahy?”
• “Ahoana no Hataoko Raha Misy Mifosa Aho?”
• “Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?”
Azo jerena amin’ny teny vahiny ilay video hoe Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny Vola.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)