Loha Hevitra ato Anatiny
Novambra 2015
© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
7 Afaka Mankafy Fiainana na Jamba Aza
AO AMIN’NY INTERNET
LAHATSORATRA
Momba Anay
Mihevitra ve ny Vavolombelon’i Jehovah hoe izy ireo ihany no ho voavonjy? Ho hitanao ao ny valiny.
Jereo ao koa ny valin’ny fanontaniana hafa, toy ny hoe:
Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?
(Jereo ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY > FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA)
VIDEO
Ankizy
Misy video mahafinaritra ao. Andraisana lesona izy ireny, toy ny hoe ilaina ny mamela heloka tanteraka.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)