Fampidiran-dresaka
Matetika ny filma sy fandaharana amin’ny tele no ahitana mpanao mazia, mpilalao ody, na vampira.
Araka ny hevitrao, tsy mampaninona ve ny mijery an’izany sa mety hampidi-doza?
Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana ny olona no liana amin’ny hery miafina, ary iza no tena ao ambadik’izany.